Hevitra momba ny Fotoana
Hiverina amin'ny Fotoana
andriary (
11/04/2005 12:04)
Tsara ny tonokalonao!Ny vazaha dia tsy mandroso foana fa hainy ny miaina @ fotoanany!indrisy fa ny ankamaroan'ny malagasy dia lany fotoana amin'ny zavatra tsy misy dikany firy ka mamoha varavarana amin'ny fahantrana!raha avadika ho vokatra ny fotoana dia avotra isika!
