Any Ianao ry tiako (Rhayman Drac RH)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Any mantsy Ianao ry tiako.!
Ilay mahatsapa ny fisiko
Dia tsy manadino koa
Ilay siny tokam-po

Sasa nievina Aho omaly
Nigogogogo nitomany
Fa sendra tsiahy iray minitra
Dia mahatsiaro ny efa vita

Any mantsy Ianao ry tiko
Lavitry ny maso, lavitry ny fo
Ry vorona ô.! mba hiangaviko
Ny ela hoe maharay roa

Zay re no hafatro
ka mba ento sy vimbino
Dia ataovy tonga lafatra
Ary aza misy adino.
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1494 2
Fans: TRRV - Rhayman
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Rhayman Drac RH
Inséré par : Rhayman
Date : 18/11/2017 09:50
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136