Tiavo mangina (Rhayman Drac RH)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Rehefa tia Ianao dia tiavo fotsiny iany
F'aza milaza akory na mamoaka ny ao am-po
Fa ndrao tsy ampoizinao ny vain'izany
Ka hatonga anao hilavo lefona tokoa,

Hidio ny vavanao tsy hamoaka ilay teny sao ho ratram-po no voasetriny
Aza misaina akory
Na miandry ilay "ENY"
Sao koa tsy hoxzakanao ny lanjan'ny heriny,

Ny fihetsikao no aoka hahalaza
Hoe misy fitia miafina any hoany
Fa raha tsy izy akory no sahaza
Ny "TSIA" no atolony ho Anao amin'izany.
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
767 1
Fans: rhayman
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Rhayman Drac RH
Inséré par : rhayman
Date : 20/12/2017 08:24
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142