Tia aho (Rindra)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Midobodoboka ny foko, isan'andro vaky izaoIsaky ny tojo endrika hitovizana aminao
Toa hiakatra ny ràko, te hiantso hoe "avia"
Fa mamolivoly ao, ilay foko tena tia
Tia aho tena tia, moa ve ianao no tiako ?
Sa ilay tsikitsikinao, no mameno ny hafaliako ?
Asa lahy, asa, na izaho no efa adala
Ka taitaitra lava izao raha manembona "malala"
F'isaky ny tojo endrika itovizana aminao
Dia mangotika ny foko, malahelo lava izao
Manontany am-po mangina, tena tia aho ve ?
.....
--------
Lien: