Ny fiainana izany tsy mai (Safo siaka)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fiainana izany tsy maintsy malama e!Be fandripandrika ombam-pitsapana
Kanefa fantaro fa n'inona hiseho
Ny Tompo miahy, tsy manary fa eo.
Ny ngidy zakaina sy tsy eran'ny aina
Mandreraka fo, toa tsy zakan'ny saina
Kanefa Izy toky sy miaro mazàna
Minoa dia tazony ny fanantenana!!!!
--------
Lien:
Catégorie :
fiainana