ANDRO IRAY ( Album Aina Nafindra ) (SAKAIZAN'NY KANTO)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANDRO IRAY

Dia nisonga moramora
Avy lavitra tsy hita
Ilay tsiaroko ny lasa...,
Nankamamy 'lay sakaiza ;
Dia ilay tokiko tsy lefy .

Andri-Fara no nomena
Dia tsy nety koa ny peniko ,
Raha tsy hikalo tononkalo
Mba ho rakitra tsy maty
'lay fisiana toa nandalo



10.11.95 ( Andro nahaterahany ) Sakaizan'ny Kanto
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy
17 1
Fans: SANAKERIB
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : SAKAIZAN'NY KANTO
Inséré par : SANAKERIB
Date : 17/10/2024 08:33
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0157