Fa nahoana (saroy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fanahoana ilay fitia no lazaina fa hadalana . ka entina handrahonana ary ampiana fandraràna eny sarotra amiko ny hamakafaka izany . ka izany no mahatonga ahy manoratra ary koa mba manotany misy mantsy ireo voarara tsy hitia ilay olon'tiany fa lazaina avokoa hoe izao anie iny olona iny anefa anie ilay fitia dia avy @ANDRIAMANITRA e izay irina mba hitoetra ary koa tena aharitra
--------
Lien:
958 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : saroy
Inséré par : Saroy
Date : 13/11/2008 06:35
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147