Fo torotoro (saroy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izany foko torotoro te hilaza vaovaodia ireo litera folo dia ny hoe Tiako ianao teny kely nefa manja nolazaiko taminao teny kely hoy aho tena tia anao aho olondroa tsy hisaraka ,na oviana na oviana avy hatrany dia miaraka @ fiainana any aoriana
--------
Lien: