Manina (saroy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Any ilay malala mamangy ny fitiavako ny foko dia tsy miala fa .Tia anao rahavako salama ihany ity fa saingy malahelo indray alina aho aky nievina in-telo matoa misesy ireny dia misy mahatsiahy fa angamba ise niteny na mba nanembona ahy, ny lavitra hoatrizao ka sendra anio rahavana dia manantena anao hanaja ilay fitiavana ny hafatra ho lazaiko tsotra ka fihino tsarovy sombinaiko ary aza mba hadino ny nofiko matetika toa manoloana ianao ny tanako aza mbetika misafo ny tsy ao hay elanelan-tany tsy hita noanoa fa saingy nofy ihany no hihaonan-tsika roa any andro iray hihaonantsika kosa dia eo vao anoloana ny oroka miavosa io ambara makadiry ny adiresy ka tsahivo hoy ny foko izay maniry mamikely arivo arivo
--------
Lien:
1002 0
Commentaires
Laaris ( 09/07/2012 10:27)
Tena nareo ato @serasera otrn mtad afntatr n tatarak daol fa g ametraak hvt rhtMTOV @ zavtra efa niainako.
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : saroy
Inséré par : Saroy
Date : 17/11/2008 14:36
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138