sariko (saroy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha manembona ahy mazàna ka ny sentonao tsy tana ny alahelo no mikiky io ny sariko mitsiky ,raha tojo lalana irery ka mangina tsy miteny tsy hangina akory ianao fa ny sariko hiresao ,raha sendra manina ka malaina ihina-kanina mazotoa fa aza kamo io ny sariko fahano ,ao anefitra mangina raha mahatsiaro ianao ry tiana ny mivavaka aza adino io ny sariko fihino ,raha sendra malahelo ka mitomany noho izany mahereza aky malala fa ny sariko eo ihany
--------
Lien:
1248 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : saroy
Inséré par : Saroy
Date : 14/11/2008 11:18
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136