saro-piaro (saroy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
lainga raha ny tia no milaza tsy ho miaro fa. kobonina mangina ilay hasarotam-piaro dia mody tsy miraika fa etin'ambopo ka anefa zavatra tena kely dia mahavaky loha dia hoe tsy rarahiko fa zavatra mandalo. ka na olon-tsotra aza dia ahina ho fahavalo kinanjo ora tampoka tsy nampoizina iny taratra teo ny fony ilay natahotra vahiny tsy homeko tsiny ianao .Malala raha toa ka saro-piaro satria ilay fitiavana tsy tsara mifangaro
--------
Lien:
1901 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : saroy
Inséré par : Saroy
Date : 13/11/2008 16:12
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0133