Commentaire à propos de DIA LASA INDRAY IANAO

Revenir à DIA LASA INDRAY IANAO
tiff ( 14/03/2009 12:48)
tena tsara le tonokalo e fa le hevitra fonosiny no so d ahitana angano
mangidy ( 17/03/2009 14:51)
snif snif Ny any lazaiko anao: raha misy alahelo izay mamelovelo de ny hirako Hiraina ary ny ho avy andrandraina.
Fa raha io Fitiavana io? izao ihany no tadidio : fa ny Fo raha mitambatra satry foana iara - tsambatra
scotlandyard ( 24/03/2009 09:31)
ny angano izay tsy hitako
tamin ny ditra vitako
dia efa tsy angano
fa resaka mamo hihihi
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092