Hivavaka aho (tahirinjanahary)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hivavaka ahoHivavaka ho anao
Mba hananao ny soa
Sy hahay mamindra fo
Hivavaka aho
Hivavaka ho anao
Mba hahatonganao ho mpanolon-tanana
Hoan'ireo olona tsy manana
Hivavaka aho
Hivavaka ho anao
Mba hiverenanao indray
Ao amin'izy Ray
--------
Lien:
Catégorie :
Vavaka