diso aho (taloha)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hay ianao tsy nanadino
ilay fiarahana taloha
ka mahavatra sady mino
ny hiarahantsika roa

Ialako tsiny hatrany
ny nandaozako anao
ilay sento sy tomany
Toa nataoko ankilabao

Ny iriako sy lalaiko
dia ny hiadananao
hampilanimany saiko
tsy hampisy rahoraho

Mahazoa izay irina
mahareta tokantrano
ka hahita fifaliana
sy ilay ravaky ny trano
--------
Lien:
1195 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : taloha
Inséré par : taloha
Date : 08/05/2010 12:20
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137