hitomany aho satria....(tohiny) (tianarakotoarimalala)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia hitomany aho satria..ilay masonao baliaka. toa tsy afaka ato antsaiko. satry foana tiako ho hita. Dia ny anaranao sisa ,no mba hany fiononako. rehefa tonga ny alahelo,sy ny tsiaro-mpanembonako. ilay sarinao ho tehiriziko hantrany . Vonona aho hanaja anao,mandra-pialako eto antany. (tapitra) --------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy - Fitiavana