lay notiaviko (tianarakotoarimalala)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho anao ilay notiaviko sy ny foko tena ti.mba tsy ho very eo amin ny tavako ny anoratako ity.Fa na hody vovoka aza noho isika mbola nofo.ny fitiavako anao.VOLAMENA TSY MIOFO.Tiko loatra mantsy ianao mahafinaritra ahy tokoa. ny fitiavako anao VOLAMENA,VATOSOA.(tianarakotoarimalala) --------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy - Fitiavana