izy (titosy)

Lu par ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IZY
Mifalia ry foko fa tonga lay tianao
Ilo tsy ho faty mihira anatinao
Ravahiny tokoa ny fiainantsika rehetra
Angolainy feo kanto sy ny tsiky tsisy fetra
Deraiko ianao ry tiako satria mahay mitia
Omeko anao ary 'lay nalefanao taty
Manontany ianao hoe: inona ary izany?
Akon'ny lay feo nanafana antsika hatrany
Lalaiko sy henoiko rehefa tojo ny tomany
Anjeliko sy tiako ary mamiko eto an-tany
Lova sarobidy, tsara, tena mamy
Andry mampijoro: ilay fitiavanao izany.
TITOSYBold textItalic textUnderlined texthttp://http://messageCentered textSize 13pxRed color

Item 1
Item 2
monospace code
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
869 1
Fans: totoahzo
Commentaires
endrika01 ( 11/07/2009 07:35)
Sambatra ilay tinao,enao koa torak izany.
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : titosy
Inséré par : totoahzo
Date : 17/04/2009 08:57
Lectures
Lu par ikalamako
Autres poèmes
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138