Fahadisoam-panantenana (Tojo andria)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Iza moa no nanam-po,
Ny amin'izay hiseho,
Raha 'zay nantenaina,
No very tsy hita teo,

Ny tena ty toa manjoretra,
Eny voadona foana,
Tsisy fetra,

Sanatria ny hanary toky,
Ny amin'izay any aoriana,
'Ty saina koa mbola matoky,
Na dia lalovam-pijaliana.
--------
Lien:
1127 1
Fans: tojoandria
Commentaires
MahefaTantely ( 25/03/2015 12:43)
Iza no nanam-po marina...
tojoandria ( 25/03/2015 12:44)
Misaotra mankasitraka e!!
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Tojo andria
Inséré par : tojoandria
Date : 25/03/2015 08:06
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
Autres poèmes
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138