Ianao ilay (Tononkaloko)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tonokalo:Lohateny:Ianao ilay
Mpanoratra:RKT Fehirozo
Ianao ilay rozy manaingo ny tamboliko
Mamiko indrindra tsy ho soloiko
Ianao ilay rozy mampisy aina
Tokana antany tsy ho zaraina
Ianao ilay gitara tsara feo
Tiko tendrena tsy mankaleo
Ianao ilay volana manazava ny alina
Namany kitana tiko ho takarina
Ianao ilay voalohany fa tsy faha enina
Dia ny anaranao no soratako aminy mpenina
Ianao hono ilay tiany fony
Maminy indrindra tsy ho soloany
Ianao ilay mampahery azy
Raha sendra tomany sy izy miatrikady
Ianao ilay nampisy aingah mpanah
Soratako soratako fa silam panah
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy
Fans:
Tononkaloko
Commentaires
Tononkaloko
(
09/05/2026 19:52)
Mpanoratra:RKT fehizoro(tononkaloko)
Daty:09/5/2026
Daty:09/5/2026
