Samihafa (TRANIHA)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Be reo fahavalo nisakana ny lalakoMaro ny tsy tia, ny tenako ankahalainy
Vao nierika aho dia antsy ny teo ilanivohoko
Saingy izao no tsy hainy,
Namboarin'Andriamanitra manokana ny vatako
Ny foko tsy ao antratrako, ....
Fa eo ampelatanako.
Traniha
08/02/2018
(Ils ont visé le côté gauche de ma poitrine, mais en vain
J'ai un défaut d'anatomie, je porte mon cœur sur mes mains)
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy