Tiko ianao! (Tsioritiana)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiko enao tena nahasarika ahy.Nanintona ny foko nampisy aingam-panahy.Tiko tena tiko fa fitia ts atakalo.Notoriko taminy fo ato anaty tononkalo.Aza raisinao ho ditra.Ny fitia izay natolotro.Aza avela ipitrapitra.Te-hanoroka ny molotra.
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy - Fitiavana
1966 0
Commentaires
Tsioritiana ( 05/06/2014 17:29)
Ts tompony aho fa pindrana ary ts taolo f zanak -antitra az kian n vitako f manaova mb ho itako
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Tsioritiana
Inséré par : Tsioritiana
Date : 05/06/2014 17:25
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
Autres poèmes
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147