ADIN-TSAIKO (VINA)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny tebitebiten-tsaiko rehefa izaho hatoryno mampivaloharika ny endriko toy izao
fa zay fihafiana
noho ny tsy fisiana
iainana tsy fidiny ato an-tokantrano akory.
Izay malala ny antony raha toa tsy fantatrao a!
Ilay trosan'ny ao avaratra takiny hiverina aminy,
iny koa no tena mampiady be ny saiko.
"onero sy hefao"
isan'andro vaky 'zao
nefa ny arotsaka aza 'ty tsy misy tokotaniny.
Ilainy anefa ny azy! ... inona no holazaiko?
in VINA
--------
Lien:
Catégorie :
Malalaka