tia (yfkmk)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nindramiko ny elo hamitrivitrika ahyNindramiko ny penina hanoratra ho ahy
Nindramiko ny feo, hibitsika...tsy sahy
Kanefa ilay foko, nidoboka tsy nahy
Nindramiko ny maso hitopy sy hanambara
Nindramiko ny vava hilaza hitantara
Nindramiko ny saina handinika ny tsara
Hindramiko ianao, nindramiko hitsara.
TIA
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Commentaires
tiaraj
(
01/02/2008 06:23)
Ho an'iza kay io tonokalo mapihetsipo be io? Ny lohateny toa ny fanampin'anarako? Mba liana ny hahafantatra aho re e!