fity sovenira (yonja)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
vao misokatra ny molotrodia arahaba no atolotro
Arahaba taratasy
amn' teny malagasy
misy zavatra olazaiko
manahirana ny saiko
fa izao no tiako ambara
fa izao tsy olava resaka
sovenira kely monja
no atolotro anao
lay teny kely fa mahafonja
dia mteny hoe tiako enao
le ciel lanitra
mon dieu no andriamanitra
bonne année tao-baovao
Y love you "tiko ianao"
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
onja 1