""ISE"" (Zavona Rakoto)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy lova ny azy ireny,tsy anaran-dray nasolo,
Tsy ainga fandotoana sy famonoana lolo,
Tsy sekoseko koa,na seho vinaninany,
Fa tena masom-boly nasondrotry ny tany.
mihitsy aleo hazava!!

fotsiny aho hilaza,hanondraka tambavy,
eny e,kanto ise fa kosany aho miangavy.
Te halaza ianao? te mba ho hitan'ny olona?
asio fifaninanana dia any atao ny tolona,
Ny zandrikelinao no nampita teny tamiko.

Zavona 04 desambra 9:46
--------
Lien:
Catégorie : Ahy - Eritreritra mandalo
144 3
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0147