Hampiditra sary Nampiditra : jaglaf2
Daty : 27/08/2009 10:47
Nijery : 1166
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

jaglaf2

Ny tena anarany?! RATOVONJANAHARY Njakaniaina Andriantsoa.
teraka tamin'ny 26 jiona 1989 tao Befelatanana.
Nianatra tao amin'ny CEG Antanimena, LJF, LPR Anosisoa Ambohimanarina, FAC DEGS Ankatso, CNTEMAD Ankadifotsy....

Tsy dia manana antony manokana hanoratana, fa rehefa mifanena amin'ny alahelo dia tsy mahatana fa manoratra.

" mitomany indray ny penina, dia kotsa ny taratasy."
"Ny fo dia manana fiheverana tsy takatry ny eritreritra."
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/jaglaf2
Tononkalo ( 1)

Tsy misy tononkalo hita.

Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0104