Daty : 07/04/2019 09:39
Nijery : 948
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Momo Jaomanonga
Zanaky ny tapany avaratry ny nosy any i Momo ary isan'ireo mitondra avo ny kolontsaina malagasy sy nentin-drazana avy amin'iny faritra iny.Efa nahatafavoaka boky amboaran-tononkalo iray izy : "Taratasin'ny zaman'i Jao", mitantara ny fiainan'i zaman'i Jao lasa nifindra monina any Mayotte.
Vakio : http://vaovao.org/mg/news/karibo-anarĂ´-fa-zamani-jao-hitondra-koragna
Rohy:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/momo-jaomanonga