![](https://vetso.serasera.org/media/images/s/11136759_153997861607862_564609556149957084_n.jpg)
Daty : 23/09/2015 14:49
Nijery : 1349
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Nivaliantsoa
RAVAKASOAMANANA Tsilavina na Nivaliantsoa eo amin'ny sehatry ny kanto. Teraka ny 29 Febroary 1996 tao Fianarantsoa.Mbola mpianatra, manjohy ny sampam-pianarana ho mpitsabo , ary mpiray Faribolana Sandratra Fianarantsoa.
Rohy:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/nivaliantsoa