Hampiditra sary Nampiditra : taloha
Daty : 08/05/2010 12:09
Nijery : 1600
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

taloha

Mahatsiaro ny fahiny
ka manembona ilay tiany,
nosarahin'ny ankaso
ka mirotsa-dranomaso

Tsy anjara ilay fitia
tsy naharitra satria
maro ireo vato nisakana
ka nivadika ny lakana
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/taloha
Tononkalo ( 1)
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136