Hevitra momba ny Tazy

Hiverina amin'ny Tazy
zinzin27 ( 29/04/2005 10:05)
MAHAFINARITRA SADY TSARA BE MANANIHANY BE
MAMPANALA AZY BE
...................................................................................................................................................................................................................................................................................................................................................................................................
bitaka ( 09/08/2005 12:08)
1. aloha efa mivika i Tazy
2. Maha te hapisotro ny Pi
3. Angamba nihanika hazo Tery
4. Mirary fahasalaman-tsaina ho an'ilay nanoratra an'i Tazy ny Fikambanana Bitaka
bitaka ( 09/08/2005 13:01)
valin'ny Tazy


ho an'ilay nanoratra ilay hoe : TAZY


Rehefa tsisy ho soratana
Dia ny volo rehetra aratana
Fa tsy manoratsora-poana
Toy ny olona efa mivoana

Ngah tsy misy kalo hafa
Mendrimendrika ny tafa
Fa tsy teny miolakolaka
Sa ireny no pasy tolaka?

Dia aza omena tsiny aho
Raha namaly toy izao
Fa tonon-kalo hafa mihitsy
Hafahafa sy manitsy, vitsy

Hetaheta ihany ny ahy
Fanitsiana ny ara-panahy
Sao sanatria heverinao
Ho fanakianana tsotra izao


Bitaka

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096