Hevitra momba ny ....
Hiverina amin'ny ....
nikopol (
07/11/2006 15:06)
pfffffff hiran'i mahaleo io ry aino a !
ampiresahan'i milalisoa ianao zany an :)
ampiresahan'i milalisoa ianao zany an :)
tslem (
07/11/2006 18:35)
tsy azo atao zao ry Aino an! dia ahoana ny zon'ny mpamorona ?hiran'i Mahaleo io nefa toa hoe ianao no mpanoratra ery ambony ery
Aino (
07/11/2006 19:49)
hihihi ary mampiesona koa izany milalisoa ko!! izaho koa tsy maharaka any izany dia tsy haiko.
tslem (
08/11/2006 08:18)
zao ahay mety kah,ary aza manaiky ampessoun 'i milisoa tsony mou nji e!aza atao ela lé solony fa maika hamaky zah an!
Aino (
10/11/2006 13:27)
tslem t@ iny anie izy vao nanome any hireny eh!1 fa izhao no mamorona reehfa mba hoatrany izay sy izay!!
