Hevitra momba ny Lazao azy!

Hiverina amin'ny Lazao azy!
booboo ( 22/04/2004 09:18)
milay !
hendry ( 08/05/2004 11:58)
Raha nahay niteny tokoa manko ny vorona ka azo nampitondrana hafatra a
manjakely ( 10/05/2004 18:40)
tsara ô!mahafinaritra ny mamaky ny tonokalonao!
fifi ( 19/05/2004 09:21)
satria toky no nomeny anao dia ny hifankatia mandrakizay ianareo
hoe ny hanadino anao ve ? sarotra izany raha izay efa betsaka nifanaovanareo izay mahereza fa hisy andro hamiratra daholo ny fiainan'ny tsirairay ary zay andro zay dia hovolazanao azy ary ho lazainy anao!
aladin ( 20/05/2004 11:55)
hihihi!sôtsa eeeee!
baboune ( 29/07/2004 14:13)
Mafy marina anie ray olona zany misara-toerana izany e! Tena alahelo sy toloko tokoa.
Izaho aloha tsy te-hierika izany intsony e!
nyeja ( 02/08/2004 12:37)
lazao azy!
Eny sambatra izay nanoratanao an'io e mahereza !
raozylisy ( 02/10/2004 17:42)
miasaotra fa milay e!sady eo mihintsy aho zao!!!!
Malalason ( 18/12/2004 08:59)
tsy maninona fa izaho no hitondra ny hafatra aza matahotra ianareo fa tsy maintsy hitako izy raha tsy efa voasolo (Tandremo sao saro-piaro).
Malalason
domoinalove ( 26/01/2010 15:06)
Mafy le misara-toerana fa atao aôna fa izay no lahatr'e!tsara B le tononkalo ka!
R-SITRAKA ( 11/07/2011 09:00)
eny e mafy ny fitiavana, nefa tsy azo atao loatra ny manaoa azy ho priorité satria mahalasa adala io na dia lehibe indrindra aza
R-SITRAKA ( 11/07/2011 09:00)
eny e mafy ny fitiavana, nefa tsy azo atao loatra ny manaoa azy ho priorité satria mahalasa adala io na dia lehibe indrindra aza
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096