Ny afo (André RAKOTONDRANAIVO)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny afo rankizyMandoro izay tsy izy
Mampiditra angano
Mandoro ny trano
Mandoro tanety
Ka tena tsy mety
Hatao kilalao
Dia avelao
Izay tia kirairay
Hanenina mafy
Ka kila sy may
Ny akanjo tinafy
Mitandrema
Ry tia setrasetra
Voakilema
Mba hampanjoretra
--------
Rohy:
Sokajy :
fananarana - Aingam-panahy
Mpakafy:
auricdonato