Hevitra momba ny Ady ny fitiavana
Hiverina amin'ny Ady ny fitiavana
mi12 (
20/11/2004 09:21)
marina ny teninao fa tena ady tokoa ny fitiavana ary ady mba hampiara-dia tokoa. Mahafinaritra. Tohizo. Fa raha tsy miady tokoa ve moa tsy mifankatia? ary ahoana no fomba hifandraisana @ mpanoratra?
chipie1 (
24/11/2004 17:08)
tsara ka!
ravaomanahirana (
28/01/2005 18:40)
nefa ..anjara ny fitiavana
sy ireo te hiara-dalana,
tsy kisendrasendra na namboarina
vokatry ny fo,fitiavana marina!!
mampanainga aingam-panahy ny mamaky ny diam-peninao sy hevitra fonosany ry andriary!!
sy ireo te hiara-dalana,
tsy kisendrasendra na namboarina
vokatry ny fo,fitiavana marina!!
mampanainga aingam-panahy ny mamaky ny diam-peninao sy hevitra fonosany ry andriary!!
