... (Antson'ny Avo (Antson'Ny Avo))
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Betsaka no nilaza fa: tiaDia nampanantena ny kintana,
Fa, imolotra ny hoe doria!
Dia lasana izy avy eo niridana.
Ianao koa ve toy ireny?
Hoy aho nandinika ny aminy,
Tsia! Hoy ny foko nihiaka niteny.
Mino satria tena babony.
Antson'ny Avo
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Antson'ny Avo (Antson'Ny Avo)Nampiditra : Mikoriana
Daty : 04/06/2026 14:18
