Ampidiro aloha ny tenimiafina
raozy (AR J'Lucien)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Toy ny raozy kely tsara bika,Tiako ho otazana nefa manindrona,
Ilay vatanao kanto sariaka,
Ka alaiko amin'ny kalo manintona..
--------
Rohy:
