Hevitra momba ny lavitra

Hiverina amin'ny lavitra
mpiserasera ( 16/08/2009 13:34)
Lavitra...
Lavitra ilay tiana
Mampisinda ilay hafaliana
Toa tokana aman-tany
Toa alahelo sy tomany
Nefa feno hasambarana
Tsy sanatria ankasoparana
Fa ny hany ho tarigetra
Dia ilay fitia tsy hanam-petra

Mpiserasera
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094