Hevitra momba ny Ny fitiavana
Hiverina amin'ny Ny fitiavana
Hatenaina (
09/11/2018 08:44)
Dia maninona koa izao raha tsy sary ohatran'io no atao eo? dia tsy menatra ve ianao hoe sarinao ohatran'io no hitan'ny olona ,tena tsy tiako aloha fa tsy afeniko e!Miala tsiny fa masiaka be , tsy eken'ny saiko mihitsy hoe aty amin'ny resaka asa soratra anehoana ny kanto ohatran'izao no hahitana sary ohatran'ireny.Manimba ny fijeriko ny asa soratrao ilay izy sady mahatonga ahy hitsara an-tendrony anao,azafady indrindra.
