AFOIKO IANAO (cute)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AFOIKO IANAO

Efa mifarana ny lalako
Indro itako ny anjarako
Ilay hotiaviko mandrakizay
Ilay olona iray

Eny,ianao no tena tiako
Ianao no faniriako
Tiako ianao homalalako
Mino aho fa ianao no anjarako

Iny tovovavy iny anefa niserana
Ny fitiavany anao tsy azo ferana
Tsy maintsy azony hony ny tiany
Ka ianao no nofidiny

Indrisy,afoiko ianao ry tiako
Ny ady asetriny tsy ho valiako
Mafy tokoa rehefa tia
Toa tsy mampino izany fiarahana doria

cute
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1388 1
Mpakafy: Domoinalove
Hevitra mandeha
nyeja ( 26/03/2007 16:37)
tsara fa tohizo ! Ny Eja
cute ( 28/03/2007 04:18)
ny enja> misaotra betsaka e!!
Poun ( 02/07/2007 11:04)
Lalina§fanotanina kely:taram-piananao ve io sa mba aingam-panahy fotsiny?Isan'ny taratry ny tena fitiavana mantsy izay voalazanao.Ny tena tia ..dia mahafoy...raha izay no ahasambatra ilay tiana...
Poun ( 02/07/2007 11:09)
Lalina§fanotanina kely:taram-piananao ve io sa mba aingam-panahy fotsiny?Isan'ny taratry ny tena fitiavana mantsy izay voalazanao.Ny tena tia ..dia mahafoy...raha izay no ahasambatra ilay tiana...
cute ( 03/07/2007 08:16)
euuuu an3 ka!!aingampanahy fosiny io!! fa hita t@ fahitalavitra!!misaotra nanome hevitra e!!
zoky ( 07/03/2008 10:00)
Tohizo fa tsara e, tena mety ho lasa lavitra @ lay taranja
winner ( 25/11/2008 16:04)
Efa hita fa mpanoratra ianao, mankahery de tohizo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : cute
Nampiditra : cute
Daty : 24/03/2007 01:17
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137