Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny Fosa Olana
Hiverina amin'ny Fosa Olana
hery (
25/11/2011 10:14)
Fosa olana ileny, pipy mitolona
pissoa (
02/12/2011 11:48)
Mba taiza ary no nahenoan'i Dot an'ireo resak'izy efatra ireo ? Hmmm ! hi hi hi
ntk (
06/03/2012 19:56)
tsy ratsy
romanzo (
16/12/2013 07:04)
Humnn tsara be ity tena nisy fikarohana lalina mihintsy, ary Dot ngamba tena mpihaino resaka mintsy a!!
DotMG (
16/12/2013 07:36)
Tsy dia hoe mpihaino resaka toy inona fa milaza miara-mahita ihany aza koa.
