Hevitra momba ny JE T'AIME EN SILENCE

Hiverina amin'ny JE T'AIME EN SILENCE
Vitsikakely ( 16/12/2007 13:59)
iza no tinao mangingina sao ary
de mba izaho io ry endrika.
3004 ( 10/03/2008 12:46)
qui aimes-tu en silence ?
achrafhanna ( 24/03/2008 12:06)
eny tokoa hoa,iza ankia?=((
endrika01 ( 30/03/2008 15:43)
faly mamaky ny hafatra napetraky ny namana ato ny tenako!ny hoe iza no tikako mangingina!?eeee,ataoko ahoana moa ny hilaza izany eto!angamba izy tsy mamaky ny tononkalo soratako akory!indrisy!
voniala ( 17/06/2008 12:02)
za efa mamaky ny tononkalonaokoa indrisy ahoana!
avelao any izay fa za e
voniala ( 17/06/2008 12:02)
za efa mamaky ny tononkalonaokoa indrisy ahoana!
avelao any izay fa za efa eto
endrika01 ( 21/04/2015 08:57)
ha ha ha ha!malahelo anareo zah ry reto à!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009