Hevitra momba ny AN'I DADA

Hiverina amin'ny AN'I DADA
ANARIM ( 04/01/2020 07:57)
kay, mangorintsina tanteraka aho mamaky ireto andalana...
inoako sy antenaiko fa vetsovetso ihany, fa tsy tarigetra ny handao ny tany an-terisetra haningotr'aina...
tsy haiko aloha ny tanjona, fa irariako indrindra ny ho avinao rehetra taorian'ny nanoratana izato tononkalo, ho soa sy mirindra lavitry ny jaly...
mirary soa.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092