Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny FO ADALADALA
Hiverina amin'ny FO ADALADALA
Mpiventso (
23/12/2018 07:02)
Ry fo adala...
ao tsar iz zany
ao tsar iz zany
raims randriamalala (
24/12/2018 07:52)
mafinaritra e! tsara fa tohizo hatrany ny fanoratana, saingy misy fanitsiana kely ity : ny fampiasa ny teny hoe anie : dia teny firariantsoa ho an'ny olona iray! eo amin'ny andalana voanalohany io lay hoe : nefa anie ka mampijaly tokony hoe: nefa ange ka mampijaly e! izany hoe tokony ho ange miafara amin'ny ...e! izany no ho eo! misaotra
