Hevitra momba ny NENINA!
Hiverina amin'ny NENINA!
andry 1000 (
21/04/2015 08:45)
hi3 zay voa manodidina e!! aller retour ny fiainana koa
endrika01 (
21/04/2015 09:05)
mety ny anao !hajao ny vadinao,izy no nandao anao fa tsy ianao no nanapaka ny tady!ary mety hiety raha atao vehivavy kounkou le manoratra,miraingoraingo tsara ra zazalahy! tiko lay aingam-panahnao.
