Hevitra momba ny Aza kivy ry tiako!!
Hiverina amin'ny Aza kivy ry tiako!!
vetsoko (
17/10/2005 14:57)
Raha mbola azo amboarina!
aleo aloha amboarina.
raha toa moa tsy mety
samy mahay miarina.
aleo aloha amboarina.
raha toa moa tsy mety
samy mahay miarina.
Mandefitra (
18/10/2005 05:30)
Tiako be ilay tononkalo fa mampahery
fiaritiana (
18/10/2005 11:46)
ventsoko:misaotra anao amin ilay conseil e
mandefitra:mankasitraka o!
mandefitra:mankasitraka o!
