Hevitra momba ny Zay zany .
Hiverina amin'ny Zay zany .
vale (
04/08/2006 16:22)
Tena marina aky izany Fiffi à! Mbola ho lava ny hiainana ka aza atao mampanenina izay tsy nety tany, ary A/tra tsy hamela ny ondriny ho irery izany!
finaritriniaina (
07/08/2006 10:54)
tsy misy kianina fa tena marina ny voalazanao.
mamzelkely (
07/08/2006 11:07)
ountsôôô mampanaelo kely akia fa na izany aza tena mety mits zany sady izay ko no fahendrena bizz njy
vetsoko (
07/08/2006 15:38)
c'est pas la fiin du monde,sokafy tsara ny masonao,dia aza idina ny fo fa misy anjaranao ho avy
vetsoko (
07/08/2006 15:43)
Aza kivy
mitrakà,
mijoroa fa lehilahy.
Ny fiainana no sompatra
sy tia mihetraketraka ;
nahoana ianao no kivy
ka zary toa mipetrapetraka?
Manomboka izao
ataovy an-dohanao,
sombiny no tapitra
fa tsy izao tontolo izao.
...Tsoa
C'est pas la fin du monde
mitrakà,
mijoroa fa lehilahy.
Ny fiainana no sompatra
sy tia mihetraketraka ;
nahoana ianao no kivy
ka zary toa mipetrapetraka?
Manomboka izao
ataovy an-dohanao,
sombiny no tapitra
fa tsy izao tontolo izao.
...Tsoa
C'est pas la fin du monde
mignone (
08/08/2006 17:08)
ary ny tononkalonao otrany hoe voadona be zany foana koa !lol
Fiffi (
09/08/2006 03:29)
misaotra anareo rehetra nanome ny hevitrareo ! bizzz daholo !
mignone: heu...rehefa lasa le haingam-panahy de mizotra ho azy fa tsy natao fanahiniana ny nanoratana azy koh! @ manaraka hatao hafaliana indray zany !
mignone: heu...rehefa lasa le haingam-panahy de mizotra ho azy fa tsy natao fanahiniana ny nanoratana azy koh! @ manaraka hatao hafaliana indray zany !
