Commentaire à propos de "vilany 24" ahy ianao

Revenir à "vilany 24" ahy ianao
petakoel ( 14/01/2009 08:20)
tiana aseho am le "vilany 24" d hoe mety ho mahantra na tsy tian'ny olona na koa tsy dia manana ny maha izy azy loatra angamba le olon-tianao toy ny vilany 24 tena kely tokoa kanefa rehefa tena tianao izy d anao avokoa ze maha izy azy reetra na ny soa na ny ratsy. zay le fitiavana e!fitiariela=petakoel
hery ( 14/01/2009 08:37)
:-) fitiavana vilany sa fitiavana ny sakafo ao anatiny?
petakoel ( 14/01/2009 09:36)
nga tsy novakianao le fanazavako. le vilany mihintsy no akana ohatra. vilany"24"kely sady tsy d hita loatra ze ampiasana azy.vilany""40"lehibe ka azo ampiasana am ze tiana anaovana az na vary b na lôka b. anehoana karazan'olona 2 samihafa le "24" s "40" ambony sy ambany na manam-pahaizana sy tsy d tam zan lôtra sns.fitiariela=petakoel
katiaa ( 14/01/2009 10:26)
Izany v zany le hoe rehefa tia olona dia tiana daholo ny tsarany sy ny ratsiny? Ndraindray mampitsoaka ihany le izy kouu!!!
Zozoro ( 14/01/2009 17:08)
Tiko ilay vetso.Somary hafakely ilay fampitahana kanefa tsy ratsy an!
petakoel ( 18/02/2010 13:03)
salut!
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095