ALEOKO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ALEOKO





Aleoko fahavalo
mitsotra tsy tia
toy izay sakaiza
maneso ny tena
raha tsy atakalo
hampety ny dia,
na aiza na aiza,
ity fahendrena.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
766 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122