AM-PITIAVANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AM-PITIAVANAIndro kely ny hafatra
tsy mitomandavana
fa marina tanteraka ;
rehefa hanao zavatra,
ataovy am-pitiavana
dia tsy handreraka.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
