AMBARATONGA (2) (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AMBARATONGA




Tsy nipoipoitra ho azy ny rindra
fa nitaky kiry mazana
vao nisy fitsaharana ;
ambaratonga ambony indrindra
amin'ny fahombiazana
ny fahasambarana.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
122 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 13/07/2024 07:37
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143